Aktiveo miaraka @ BIG JIM DA




🚨🚨Fandaharana AKTIVEO izay mikasika ny kolotsaina Hip Hop malagasy atolotr'i Hasina Rfl. Hiara hiresadresaka @ Bjd Michel na BIG JIM DA indray isika, izay mpiangaly mozika RAP🔥🔥 Araho hatr@farany fa misy Freestyle izay ataony any @farany fandaharana🔥🚨
📢Manomboka izao dia efa afaka arahinao ao amin'ny TV PLUS ao anatin'ny Buongiorno ny AKTIVEO isaky ny Talata ðŸ”¥
📢Afaka jerenao ao @Site web Dago Hip Hop Mixtapez ihany koa izany.
#Aktiveo #BigJimDa #Likeo #Partageo #Commenteo

Copyright © 2016 - | Created by BUCK JOC | All Right Reserved