About

Ny site Dago Hip Hop Mixtapez dia novokarina mba ampiraisana ireo hika ny mozika HipHop & Soul eto madagasikara,mba iterizana azy ho vakoka iany koa satria ny akamaroan'ny mpiangaly ny mozika HH&Soul dia mizara ny vokatra avy aminy any @ pejy facebook avokao anefa fotoana fohy iany dia tsy hita intsony aveo ny vokatra nozaraina fa takon'ny statut an'olona hafa raha toa ka mba misy miezaka mikaroka izany,ka mba anamorana ny fikarohana iany koa izany no antompisiany.
Izy ity dia niatomboka t@ taona 2016 ary raha ny tanjona dia itoetra mandrakizay izy ity mba ho an'ny taranaka any ahoriana,mba mora ahazoana ny vokatra any aoriana be any.
Ny mozika miodina ato dia natokana manokana ho an'ny Hip Hop sy ny Soul eto Madagasikara,ho an'ny Malagasy eny na monina any ivelan'ny nosy aza fa mivohy ny mozika @ maha malagasy azy izay dia sitraky ny tranokala avokoa.
Fepetra :
-NY mozika HIP HOP dia ny BOOMBAP , HARD CORE , CRUNK , DIRTY SOUTH,TRAP ,
ny akohatran'ny HipHop&Soul izany dia tsy ho ekeny tranokala na fizarana mozika na hetsika.
-Mandalo sivana @ olona azo antoka ara kalitao ny vokatra izay vao azo ekena na clip izany na audio.
ISAKY NY ASABOTSY NY FIZARANA NY HIKA FARANY
ZARAO ARY NY VOKATRA
FIADANANA HO AN'NY MPANARADIA NY HIP HOP & SOUL ETO MANERANA NY NOSY!!.

Copy Right 2016-2018

Copyright © 2016 - | Created by BUCK JOC | All Right Reserved