π¨π¨Fandaharana AKTIVEO izay mikasika ny kolotsaina Hip Hop malagasy atolotr'i Hasina Rfl.
Fantatrao ve i Mitia?Bandy iray izay mpiangaly mozika RAPπ₯π₯ Araho hatr@farany fa misy Freestyle izay ataony any @farany fandaharanaπ₯π¨
π’Manomboka izao dia efa afaka arahinao ao amin'ny TV PLUS ao anatin'ny Buongiorno ny AKTIVEO isaky ny Talata π₯
π’Afaka jerenao ao @Site web Dago Hip Hop Mixtapez ihany koa izany.
#Aktiveo #MITIA #Likeo #Partageo #Commenteo


