Aktiveo miaraka @ ABDO-BRA



🚨🚨Fandaharana AKTIVEO izay mikasika ny kolotsaina Hip Hop malagasy atolotr'i Hasina Rfl. Ho ampahafantarinay anao indray i ABDO-BRA, Bandy roa m'tsam izay mpanao mozika RAP🔥🔥
📢Manomboka izao dia efa afaka arahinao ao amin'ny TV PLUS ao anatin'ny Buongiorno ny AKTIVEO isaky ny Talata. 🔥
📢Afaka jerenao ao @Site web Dago Hip Hop Mixtapez ihany koa izany
#Aktiveo #Abdobra #Likeo #Partageo #Commenteo #Confineo

Copyright © 2016 - | Created by BUCK JOC | All Right Reserved