Aktiveo miaraka @ Polo Brown



🚨🚨Fandaharana AKTIVEO izay mikasika ny kolotsaina Hip Hop malagasy atolotr'i Hasina Rfl. Ho ampahafantarinay anao indray i Polo Brown , Bandy iray izay mpanao mozika RAP sady Beatmaker🔥🔥
📢Manomboka izao dia efa afaka arahinao ao amin'ny TV PLUS ao anatin'ny Buongiorno ny AKTIVEO isaky ny Talata. ðŸ”¥
📢Afaka jerenao ao @Site web Dago Hip Hop Mixtapez ihany koa izany
#Aktiveo #PoloBrown #Likeo #Partageo #Commenteo #Confineo

Copyright © 2016 - | Created by BUCK JOC | All Right Reserved