Aktiveo miaraka @ POETE REBELLE.




Vahiny vaovao be indray no raisintsika anio😊Raha nifantoka kokoa tamina mozika Rap foana isika teo dia ndao indray mba hitodika amin'ny tontolon'ny Slam e🔥
Oly Ras Ras Aka POETE REBELLE, tovovavy iray izay milomano ao anatin'ny tontolon'ny Slam.💪
Araho àry ireo resadresaka niarahanay taminy miaraka amin'ny Slam kely izay nataony any @farany Aza adino ny milike, mipartage ary micommente mba ho fanohanana ny Pejintsika💪
#Aktiveo #POETEREBELLE #Aaaaight

Copyright © 2016 - | Created by BUCK JOC | All Right Reserved