
FANDAHARANA AKTIVEO IZAY MIKASIKA NY HIP HOP MALAGASY ATOLOTR'I Hecksody🔥🔥
💪💪💪💪💪💪💪💪💪💪💪
Vahin'ny fandaharana anio i Rtml Taratra AKA Ysaraya. Araho hatr@farany à ry ireo resadresaka niarahanay taminy miaraka @Freestyle izay nataony...😉 Aza adino ilay hetsika "Art Mur Live" @Sabotsy 30 Novambra izao etsy @CFM Anosy manomboka @2ora tolakandro fa handray anjara ao i Ysaraya📢✌
Aza adino ny mipartage ary ny milike ny pejintsika✌
#Haintsohaintsiranoray #Aktiveo #Aiight🔥🔥